Chapitres et versets citant Jorama

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 8.10 Then Toi sent Joram his son unto king David, to salute him, and to bless him, because he had fought against Hadadezer, and smitten him: for Hadadezer had wars with Toi. And Joram brought with him vessels of silver, and vessels of gold, and vessels of brass: dia nirahin' i Toy Jorama zanany hankany amin' i Davida mpanjaka hiarahaba azy sy hisaotra azy noho ny niadiany tamin' i Hadadezera sy ny nandreseny azy (fa Hadadezera dia fahavalon' i Toy); ary gorama nitondra fanaka volafotsy sy fanaka volamena ary fanaka varahina; dia nirahin' i Taohò ho any amin' i Davida mpanjaka, Jorama zanany, hamangy sy hiarahaba azy, noho ny niadiany sy nandreseny an' i Hadadezera, fa niady lava tamin' i Hadadezera Taohò. Kapoaka volamena sy kapoaka volafotsy ary kapoaka varahina no teo an-tànan' i Jorama. il dépêcha son fils Hadoram au roi David pour le saluer et le féliciter d' avoir fait la guerre à Hadadézer et de l' avoir vaincu, car Hadadézer était en guerre avec Tôou. Hadoram apportait des objets d' argent, d' or et de bronze.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 1.17 So he died according to the word of the Lord which Elijah had spoken. And Jehoram reigned in his stead in the second year of Jehoram the son of Jehoshaphat king of Judah; because he had no son. Ka dia maty izy araka ny tenin' i Jehovah izay nolazain' i Elia. Ary satria tsy nanan-janaka izy, dia Jorama no nanjaka nandimby azy tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Jehorama, zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Joda. Dia maty Okoziasa araka ny tenin' ny Tompo izay nolazain' i Elia, ka Jorama no tonga mpanjaka nandimby azy, tamin' ny taona faharoan' i Jorama, mpanjakan' i Jodà, zanak' i Josafata, fa tsy nanana zanaka izy. Il mourut, selon la parole de Yahvé qu' Elie avait prononcée. Joram, son frère, devint roi à sa place en la deuxième année de Joram fils de Josaphat, roi de Juda, en effet il n' avait pas de fils.
2Mp 3.1 Now Jehoram the son of Ahab began to reign over Israel in Samaria the eighteenth year of Jehoshaphat king of Judah, and reigned twelve years. Ary Jorama, zanak' i Ahaba, vao nanjaka tamin' ny Isiraely tao Samaria tamin' ny fahavalo ambin' ny folo taona nanjakan' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, ary nanjaka roa ambin' ny folo taona izy. Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folon' i Josafata mpanjakan' i Jodà, no tonga mpanjakan' Israely tao Samaria Jorama zanak' i Akaba, ary roa ambin' ny folo taona no nanjakany. Joram fils d' Achab devint roi sur Israël à Samarie en la dix-huitième année de Josaphat roi de Juda, et il régna douze ans.
...............
2Mp 3.6 And king Jehoram went out of Samaria the same time, and numbered all Israel. Ary Jorama mpanjaka nivoaka avy tany Samaria tamin' izany andro izany ka nandamina ny Isiraely rehetra. Ka nivoaka avy tao Samaria Jorama mpanjaka, tamin' izany andro izany, nampanao matso an' Israely rehetra. En ce temps-là, le roi Joram sortit de Samarie et passa en revue tout Israël.
...............
2Mp 8.16 And in the fifth year of Joram the son of Ahab king of Israel, Jehoshaphat being then king of Judah, Jehoram the son of Je hoshaphat king of Judah began to reign. Ary tamin' ny taona fahadimy nanjakan' i Jorama, zanak' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Jehorama, zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny nanjakan' i Josafata tany Joda. Tamin' ny taona fahadimin' ny nanjakan' i Jorama zanak' i Akaba mpanjakan' Israely, raha mbola mpanjakan' i Jodà Josafata, no vao nanjakan' i Jorama zanak' i Josafata mpanjakan' i Jodà. La cinquième année de Joram fils d' Achab, roi d' Israël, Joram fils de Josaphat devint roi de Juda.
...............
2Mp 8.25 In the twelfth year of Joram the son of Ahab king of Israel did Ahaziah the son of Jehoram king of Judah begin to reign. Ary tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Jorama, zanak' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folon' ny nanjakan' i Jorama, zanak' i Akaba, mpanjakan' Israely, no vao nanjakan' i Okoziasa zanak' i Jorama, mpanjakan' i Jodà. La douzième année de Joram fils d' Achab, roi d' Israël, Ochozias fils de Joram devint roi de Juda.
...............
2Mp 8.28 And he went with Joram the son of Ahab to the war against Hazael king of Syria in Ramothgilead; and the Syrians wounded Joram. Ary niaraka tamin' i Jorama, zanak' i Ahaba, izy mba hiady amin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria, tany Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an' i Jorama. Niara-nandeha tamin' i Jorama, zanak' i Akaba izy, hiady amin' i Hazaela mpanjakan' i Siria, tany Ramota, any Galaada. Voaratran' ny Siriana Jorama, Il alla avec Joram fils d' Achab pour combattre Hazaèl, roi d' Aram, à Ramot de Galaad. Mais les Araméens blessèrent Joram.
2Mp 8.29 And king Joram went back to be healed in Jezreel of the wounds which the Syrians had given him at Ramah, when he fought against Hazael king of Syria. And Ahaziah the son of Jehoram king of Judah went down to see Joram the son of Ahab in Jezreel, because he was sick. Dia niverina Jorama mpanjaka mba hotsaboina tao Jezirela amin' ny feriny tamin' ny nahavoazan' ny Syriana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, teo Jezirela, satria narary izy. ka niverina ho any Jezrahela hampitsabo tena amin' ny ratra namelezan' ny Siriana azy tany Ramota, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Nidina Okoziasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba ao Jezrahela fa narary izy. Le roi Joram revint à Yizréel pour faire soigner les blessures reçues à Ramot lorsqu' il combattait Hazaèl roi d' Aram, et Ochozias fils de Joram, roi de Juda, descendit à Yizréel pour visiter Joram fils d' Achab parce qu' il était souffrant.
...............
2Mp 9.14 So Jehu the son of Jehoshaphat the son of Nimshi conspired against Joram. (Now Joram had kept Ramothgilead, he and all Israel, because of Hazael king of Syria. Ary Jeho, zanak' i Josafata, zanak' i Nimsy, nikomy tamin' i Jorama (fa Jorama mbamin' ny Isiraely rehetra niaro an' i Ramota-gileada noho ny fananihan' i Hazaela, mpanjakan' i Syria, azy; Nanao teti-dratsy Jeho zanak' i Josafata, zanak' i Namsì, hamely an' i Jorama. Jorama sy Israely rehetra tamin' izany, dia niaro an' i Ramota any Galaada, tsy ho azon' i Hazaela mpanjakan' i Siria, Jéhu fils de Yehoshaphat fils de Nimshi forma une conspiration contre Joram. Joram, avec tout Israël, gardait alors Ramot de Galaad contre une attaque de Hazaèl, roi d' Aram.
2Mp 9.15 But king Joram was returned to be healed in Jezreel of the wounds which the Syrians had given him, when he fought with Hazael king of Syria.) And Jehu said, If it be your minds, then let none go forth nor escape out of the city to go to tell it in Jezreel. Nefa Jorama mpanjaka efa niverina hotsaboina tao Jezirela amin' ny feriny tamin' ny nahavoazan' ny Syriana azy, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria), ka dia hoy Jeho; Raha izany ary no sitrakareo, aza avela hisy hiala eto an-tanàna handeha hilaza izany any Jezirela. saingy niverina nankany Jezrahela Jorama mpanjaka hampitsabo tena amin' ny ratra nahavoazan' ny Siriana azy, tamin' izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Ka hoy Jeho: Raha maniry izany ary hianareo, aza misy mitsoaka eto an-tanàna ny olona, ka andeha hilaza izany any Jezrahela. Mais le roi Joram était revenu à Yizréel pour faire soigner les blessures que les Araméens lui avaient infligées dans les combats qu' il soutenait contre Hazaèl, roi d' Aram. Jéhu dit : "Si c' est votre sentiment, que personne ne s'échappe de la ville et n' aille porter la nouvelle à Yizréel!"
2Mp 9.16 So Jehu rode in a chariot, and went to Jezreel; for Joram lay there. And Ahaziah king of Judah was come down to see Joram. Dia niakatra teo amin' ny kalesy Jeho ka nankany Jezirela, fa tany no nitoeran' i Jorama. Ary Ahazia, mpanjakan' ny Joda, efa nidina hamangy an' i Jorama. Dia niakatra teo amin' ny kalesiny Jeho, ka niainga nankany Jezrahela, fa nandry tany Jorama, ary nidina namangy an' i Jorama any koa Okoziasa mpanjakan' i Jodà. Jéhu monta en char et partit pour Yizréel; Joram y était alité et Ochozias, roi de Juda, était descendu le visiter.
2Mp 9.17 And there stood a watchman on the tower in Jezreel, and he spied the company of Jehu as he came, and said, I see a company. And Joram said, Take an horseman, and send to meet them, and let him say, Is it peace? Ary ny mpitily mitsangana teo an-tampon' ny tilikambo teo Jezirela ka nahatazana fa indrery olona betsaka tamy niaraka amin' i Jeho, ary hoy izy: Mahita olona betsaka aho. Ary hoy Jorama: Makà mpitaingin-tsoavaly, ka maniraha hitsena azy, ary asaovy manao hoe: Fihavanana va? Tazan' ny mpitily nitoetra tao an-tampon' ny tilikambon' i Jezrahela kosa ny nihavian' ny antoko-miaramilan' i Jeho ka nolazainy hoe: Mahatazana antoko-miaramila aho. Ary hoy Jorama: Makà mpitaingin-tsoavaly anankiray, iraho hitsena azy ireo ka hanontany hoe: Fihavanana va izao? Le guetteur, posté sur la tour de Yizréel, vit la troupe de Jéhu qui arrivait et annonça : "Je vois une troupe." Joram ordonna : "Qu' on prenne un cavalier, qu' on l' envoie au-devant de ces gens et qu' il demande : Cela va-t-il bien?"
...............
2Mp 9.19 Then he sent out a second on horseback, which came to them, and said, Thus saith the king, Is it peace? And Jehu answered, What hast thou to do with peace? turn thee behind me. Dia naniraka mpitaingin-tsoavaly fanindroany Jorama, ary nony tonga teny koa izy, dia nanao hoe: Izao no tenin' ny mpanjaka: Fihavanana va? Ary Jeho namaly hoe: Ahoanao izay fihavanana? fa mankanesa ato aoriako ianao. Dia naniraka mpitaingin-tsoavaly fanindroany Jorama; ka tonga teny izy ary nanao hoe: Izao no lazain' ny mpanjaka: Fihavanana va izao? Fa namaly Jeho nanao hoe: Mampaninona anao izay fihavanana? Avia atý aoriako hianao! Le roi envoya un second cavalier; celui-ci les rejoignit et demanda : "Ainsi parle le roi : Cela va-t-il bien""Que t' importe si cela va bien? Répondit Jéhu. Passe derrière moi."
...............
2Mp 9.21 And Joram said, Make ready. And his chariot was made ready. And Joram king of Israel and Ahaziah king of Judah went out, each in his chariot, and they went out against Jehu, and met him in the portion of Naboth the Jezreelite. Ary hoy Jorama: Ampiomany. Dia nampiomaniny ny kalesiny. Dia nivoaka Jorama, mpanjakan' ny Isiraely, sy Ahazia, mpanjakan' ny Joda, samy nitsangana teo amin' ny kalesiny avy ka nandeha hitsena an' i Jeho, ary nifanena taminy teo amin' ny tanin' i Nabota Jezirelita izy. Dia hoy Jorama: Ataovy amin' ny kalesy ny soavaly. Dia natao tamin' ny kalesiny ny soavaly. Nivoaka samy tamin' ny kalesiny avy, Jorama mpanjakan' Israely, sy Okoziasa, mpanjakan' i Jodà, nivoaka nitsena an' i Jeho, ka nifanena taminy tao amin' ny sahan' i Nabota, any Jezrahela. Joram dit : "Qu' on attelle!" et on attela son char. Joram, roi d' Israël, et Ochozias, roi de Juda, partirent, chacun sur son char, au-devant de Jéhu. Ils le rejoignirent dans le champ de Nabot de Yizréel.
2Mp 9.22 And it came to pass, when Joram saw Jehu, that he said, Is it peace, Jehu? And he answered, What peace, so long as the whoredoms of thy mother Jezebel and her witchcrafts are so many? Ary Jorama, nony nahita an' i Jeho, dia nanao hoe: Fihavanana va. ry Jeho? Fa izy namaly hoe: Aiza no hisy fihavanana, raha mbola ao ihany ny fijangajangan' i Jezebela reninao sy ny fankatovana betsaka ataony? Raha nahita an' i Jeho Jorama, dia nanao taminy hoe: Fihavanana va izao, ry Jeho? Fa namaly kosa Jeho: Inona no ho fihavanana eo raha mbola maharitra koa ny fijangajangan' i Jezabela reninao sy ny vorika betsaka ataony? Dès que Joram vit Jéhu, il demanda : "Cela va-t-il bien, Jéhu?" Celui-ci répondit : "Quelle question, tant que durent les prostitutions de ta mère Jézabel et ses nombreux sortilèges!"
2Mp 9.23 And Joram turned his hands, and fled, and said to Ahaziah, There is treachery, O Ahaziah. Ary Jorama nampihodina ka nandositra sady niteny tamin' i Ahazia hoe: Misy fitaka, ry Ahazia. Dia nampihodina ny kalesiny Jorama, nitsoaka nandositra, sady nilaza tamin' i Okoziasa hoe: Fivadihana ity, ry Okoziasa. Joram tourna bride et s' enfuit, en disant à Ochozias "Trahison, Ochozias!"
2Mp 9.24 And Jehu drew a bow with his full strength, and smote Jehoram between his arms, and the arrow went out at his heart, and he sunk down in his chariot. Ary nohenjanin' i Jeho mafy ny tsipìka teny an-tànany, dia nitifitra an' i Jorama izy ka nahavoa azy teo anelanelan' ny sorony, ary ny zana-tsipìka niboroaka tamin' ny fony, ka dia nampianjera azy tao anatin' ny kalesiny. Fa noraisin' i Jeho teo an-tànany kosa ny tsipìkany, nasiany Jorama teo anelanelan' ny sorony; tafagorobaka tamin' ny fony ny zana-tsipìka, ka nitambotsitra tao anaty kalesiny tao Jorama. Jéhu avait bandé son arc, il atteignit Joram entre les épaules et la flèche traversa le coeur du roi, qui s' affaissa sur son char.
...............
2Mp 9.29 And in the eleventh year of Joram the son of Ahab began Ahaziah to reign over Judah. Ary tamin' ny taona fahiraika ambin' ny folo nanjakan' i Jorama, zanak' i Ahaba, no vao nanjakan' i Ahazia tamin' ny tany Joda. Tamin' ny taona faharaika ambin' ny folon' ny nanjakan' i Jorama, zanak' i Akaba, no nahatongavan' i Okoziasa ho mpanjakan' i Jodà. C'était en la onzième année de Joram fils d' Achab qu' Ochozias était devenu roi de Juda.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 26.25 And his brethren by Eliezer; Rehabiah his son, and Jeshaiah his son, and Joram his son, and Zichri his son, and Shelomith his son. Ary ny rahalahiny avy tamin' i Eliezera dia Rehabia, zanak' i Eliezera, sy Jesaia, zanak' i Rehabia, sy Jorama, zanak' i Jesaia, sy Zikry, zanak' i Jorama, ary Selomota, zanak' i Zikry. Tamin' ireo rahalahiny avy amin' i Eliezera, izay nanan-janaka an' i Rahabià, izay nanan-janaka an' i Isaiasa, izay nanan-janaka an' i Jorama, izay nanan-janaka an' i Zekrì, izay nanan-janaka an' i Selemita, Ses frères par Éliézer : Rehabyahu son fils, Yeshayahu son fils, Yoram son fils, Zikri son fils et Shelomit son fils.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 17.8 And with them he sent Levites, even Shemaiah, and Nethaniah, and Zebadiah, and Asahel, and Shemiramoth, and Jehonathan, and Adonijah, and Tobijah, and Tobadonijah, Levites; and with them Elishama and Jehoram, priests. Ary nisy Levita koa niaraka tamin' ireo, dia Semaia sy Netania sy Zebadia sy Asahela sy Semiramota sy Jonatana sy Adonia sy Tobia ary Tob-adonia, Levita, mbamin' i Elisama sy Jorama, mpisorona. sy ireto Levita ireto niaraka taminy: Semeiasa, Nataniasa, Zabadiasa, Asaela, Semiramota, Jonatàna, Adoniasa, Tobiasa, Tobadoniasa; ary niaraka tamin' ireo koa ireto mpisorona ireto: Elisamà sy Jorama. Des lévites les accompagnaient : Shemayahu, Netanyahu, Zebadyahu, Asahel, Shemiramot, Yehonatân, Adoniyyahu, Tobiyyahu, lévites, ainsi que les prêtres Élishama et Yehoram.
...............
2Tt / 2Tan 22.5 He walked also after their counsel, and went with Jehoram the son of Ahab king of Israel to war against Hazael king of Syria at Ramothgilead: and the Syrians smote Joram. Ary ny saina nomen' ireo azy no narahiny, ka niara-nandeha tamin' i Jorama, zanak' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, izy hiady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria, teo Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an' i Jorama. Noho ny torohevitra nomeny azy koa no nandehanany niaraka tamin' i Jorama zanak' i Akaba mpanjakan' Israely, hiady amin' i Hazaela mpanjakan' i Siria, tany Ramota-Galaada. Nandratra an' i Jorama ny Siriana. Il suivit en outre leur politique et alla avec Joram, fils d' Achab, roi d' Israël, pour combattre Hazaèl, roi d' Aram, à Ramot de Galaad. Mais les Araméens blessèrent Joram;
2Tt / 2Tan 22.6 And he returned to be healed in Jezreel because of the wounds which were given him at Ramah, when he fought with Hazael king of Syria. And Azariah the son of Jehoram king of Judah went down to see Jehoram the son of Ahab at Jezreel, because he was sick. Dia niverina mba hotsaboina tao Jezirela izy amin' ny feriny tamin' ny nahavoazana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Azaria, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina mba hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, tao Jezirela, satria marary izy. Dia niverina tao Jezrahela Jorama hotsaboina amin' ny ratra nahavoazan' ny Siriana azy tao Ramà, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Ary Azariasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, nidina tany Jezrahela hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba fa narary izy. il revint à Yizréel pour faire soigner les blessures reçues à Ramot en combattant Hazaèl, roi d' Aram. Ochozias, fils de Joram, roi de Juda, descendit à Yizréel, pour visiter Joram, fils d' Achab, parce qu' il était souffrant.
2Tt / 2Tan 22.7 And the destruction of Ahaziah was of God by coming to Joram: for when he was come, he went out with Jehoram against Jehu the son of Nimshi, whom the Lord had anointed to cut off the house of Ahab. Ary avy tamin' Andriamanitra ny loza nanjo an' i Ahazia tamin' ny nankanesany tany amin' i Jorama, fa nony tonga izy, dia niara-nivoaka tamin' i Jorama mba hitsena an' i Jeho, zanak' i Nimsy, izay nohosoran' i Jehovah handringana ny taranak' i Ahaba. Avy amin' Andriamanitra no nahitan' i Okoziasa loza, tamin' izy nankany amin' i Jorama. Fa nony tonga izy dia niara-nivoaka tamin' i Jorama ho any amin' i Jehò zanak' i Namsi, izay efa nohosoran' ny Tompo handringana ny taranak' i Akaba. Dieu fit de cette visite à Joram la perte d' Ochozias. A son arrivée, il sortit avec Joram à la rencontre de Jéhu, fils de Nimshi, oint par Yahvé pour en finir avec la maison d' Achab.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.8 And Asa begat Josaphat; and Josaphat begat Joram; and Joram begat Ozias; ary Asa niteraka an' i Josafata; ary Josafata niteraka an' i Jorama; ary Jorama niteraka an' i Ozia; Asà niteraka an' i Josafata; Josafata niteraka an' i Jorama; Jorama niteraka an' i Oziasa; Asa engendra Josaphat, Josaphat engendra Joram, Joram engendra Ozias,