Chapitres et versets citant Sitima

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.4 And the sons of Javan; Elishah, and Tarshish, Kittim, and Dodanim. Ary ny zanakalahin' i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima sy ny Dodanita. Zanak' i Javàna: Elisà sy Tarsisa ary Setima sy Dodanima. Fils de Yavân : Elisha, Tarsis, les Kittim, les Dananéens.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
Nom / Fan 25.1 And Israel abode in Shittim, and the people began to commit whoredom with the daughters of Moab. Ary nitoetra tao Sitima ny Isiraely, dia niantomboka nijangajanga tamin' ny zanakavavin' ny Moabita izy. Nandritra ny nipetrahan' Israely tao Setima, dia rafitra nijangajanga tamin' ny zanakavavin' i Moaba ny vahoaka, Israël s'établit à Shittim. Le peuple se livra à la prostitution avec les filles de Moab.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 2.1 And Joshua the son of Nun sent out of Shittim two men to spy secretly, saying, Go view the land, even Jericho. And they went, and came into an harlot' s house, named Rahab, and lodged there. Ary Josoa, zanak' i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka niteny taminy hoe: Mandehana, izahao ny tany, indrindra fa Jeriko. Dia niainga izy roa lahy ary niditra tao an-tranon' ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao. Nandefa mpisafo tany roa lahy mangingina avy tany Setima Josoe zanak' i Nòna, nataony hoe: Mandehana, zahao ny tany, sy Jerikao. Dia niainga izy roa lahy, ka tonga tao amin' ny tranon' ity vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ary nandry tao. Josué, fils de Nûn, envoya secrètement de Shittim deux hommes pour espionner, en disant : " Allez, examinez le pays et Jéricho. " Ils y allèrent, se rendirent à la maison d' une prostituée nommée Rahab et ils y couchèrent.
Jos 3.1 And Joshua rose early in the morning; and they removed from Shittim, and came to Jordan, he and all the children of Israel, and lodged there before they passed over. Dia nifoha maraina koa Josoa; ary ny olona dia niala tany Sitima ka nankany Jordana, dia Josoa sy ny Zanak' Isiraely rehetra, ary nitoetra teo izy aloha vao nita. Dia nifoha maraina koa Josoe, ka niala tany Setima izy mbamin' ny zanak' Israely rehetra; nony tonga tao Jordany izy ireo dia nijanona teo, alohan' ny hitana azy. Josué se leva de bon matin et partit de Shittim avec tous les Israélites. Ils allèrent jusqu' au Jourdain et là, ils passèrent la nuit, avant de traverser.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.7 And the sons of Javan; Elishah, and Tarshish, Kittim, and Dodanim. Ary ny zanakalahin' i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita. Zanak' i Javana: Elisa, Tarsisa, Setima, ary Dodanima. Fils de Yavân : Élisha, Tarshish, les Kittim, les Dananéens.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 1.1 Aleksandra, zanakalahin' i Filipo, Masedoniana, avy amin' ny tanin' i Setima, rahefa naharesy an' i Dariosa, mpanjakan' ny Persa sy ny Meda, sy tonga mpanjaka nisolo azy, ary efa nanjaka tamin' i Gresa, aloha, Après qu' Alexandre, fils de Philippe, Macédonien sorti du pays de Chettiim, eut battu Darius, roi des Perses et des Mèdes, et fut devenu roi à sa place en commençant par l' Hellade,

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
Isa / Iz 23.1 The burden of Tyre. Howl, ye ships of Tarshish; for it is laid waste, so that there is no house, no entering in: from the land of Chittim it is revealed to them. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Tyro. Midradradradrà ianareo, ry sambon' i Tarsisy ô! Fa rava Tyro, ka tsy misy trano sady tsy azo idirana intsony ao; Avy tany amin' ny tany Kitima no nanambarana izany taminy. Faminaniana ny amin' i Tira. Migogogogo, ry sambon' i Tarsisa, fa rava izy! Tsy misy trano intsony, tsy misy hidirana intsony! Avy any amin' ny tany Setima, no nandrenesany an' izany. Oracle sur Tyr. Hurlez, vaisseaux de Tarsis, car tout a été détruit : plus de maison et plus d' entrée. Du pays de Kittim, la nouvelle leur est parvenue.
...............
Isa / Iz 23.12 And he said, Thou shalt no more rejoice, O thou oppressed virgin, daughter of Zidon: arise, pass over to Chittim; there also shalt thou have no rest. Ary hoy Izy: Tsy hiravoravo intsony ianao, ry virijina afa-baraka, Sidona zanakavavy; Miaingà, mità ho any Kitima; Kanefa na dia any aza tsy hahita fitsaharana tsy akory ianao. Ary hoy izy: Tsy hanao fifaliana intsony hianao, ry virjiny afa-baraka, zanakavavin' i Sidona! Mitsangàna, mità ho any Setima; na any aza anefa, tsy hisy fitsaharana ho anao. Il a dit : Cesse de faire la fière, toi, la maltraitée, vierge fille de Sidon! Lève-toi, passe à Kittim, là non plus, pas de repos pour toi.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 2.10 For pass over the isles of Chittim, and see; and send unto Kedar, and consider diligently, and see if there be such a thing. Fa mità ho any amin' ny moron-dranomasin' i Kitima, ka izahao, ary maniraha ho any Kedara, ka diniho tsara, dia aoka ho hitanareo na mba efa nisy toy izao, na tsia: Fa mità ary eny amin' ireo nosin' i Setima ka mijere; maniraha ho any Sedara, ka mandiniha tsara; dia jereo raha mba misy izay toy izao any. Passez donc aux îles des Kittim et voyez, envoyez enquêter à Qédar et examinez bien, voyez si chose semblable s' est produite!

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 11.30 For the ships of Chittim shall come against him: therefore he shall be grieved, and return, and have indignation against the holy covenant: so shall he do; he shall even return, and have intelligence with them that forsake the holy covenant. fa ny sambon' i Kitima ho avy namely azy, ka dia ho kivy izy ka hiverina ary hisafoaka amin' ny fanekena masina ka hamely; eny, hiverina izy ka hisaina ny amin' ireo efa mahafoy ny fanekena masina. Ho avy hamely azy ny sambon' i Setima ka hanary toky izy, dia hody izy ary ny fanekena masina indray no hampahatezitra azy; ka hamely izy sady hifanao tsikombakomba amin' ireo izay nahafoy ny fanekena. Les vaisseaux des Kittim viendront contre lui et il sera découragé. Il reviendra et sévira furieusement contre l' Alliance sainte, et de nouveau, il aura en considération ceux qui abandonnent l' Alliance sainte.

  Book of Joel Joela Joely Livre de Joêl
...............
Joe / Jl 3.21 For I will cleanse their blood that I have not cleansed: for the Lord dwelleth in Zion. Fa, indro, amin' ireo andro ireo sy amin' izany fotoana izany, raha hampodiko ny Joda sy Jerosalema avy amin' ny fahababoany, Dia hangoniko ny jentilisa rehetra ka ho entiko midina ao amin' ny Lohasahan' i Josafata, ary ao no hifandaharako aminy noho ny amin' ny Isiraely, oloko sy lovako, izay naeliny tany amin' ny jentilisa; Ary nozarazarainy ny taniko, Sady nanaovany loka ny oloko, dia zazalahy no nataony takalon' ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny. Ary ianareo koa, ry Tyro sy Sidona, sy ry tany Filistia rehetra, moa mampaninona Ahy akory ianareo? Hamaly Ahy va ianareo, sa hanahoana Ahy? Faingana dia faingana no hanatsingerenako ny nataonareo ho eo an-dohanareo, Noho ny natanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin' ny tempolinareo; Ary ny zanak' i Joda sy ny zanak' i Jerosalema dia namidinareo tamin' ny zanaky ny Grika, hamindranareo azy hanalavitra ny taniny. Indro, hofohaziko izy hiala ny amin' ny tany Izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo, Ka hamidiko ho lasan' ny zanak' i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin' ny Sabeana kosa ireny, dia ho an' izay firenena lavitra; Fa Jehovah no efa niteny. Antsoy any amin' ny jentilisa izany, miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery, aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra; Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! Avia faingana, ianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, Jehovah ô. Hifoha ny jentilisa ka hiakatra ho ao amin' ny Lohasahan' i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. Arosoy ny fijinjana, fa masaka ny vokatra; Avia ianareo, ka manosihose, fa feno ny famiazam-boaloboka, mihoatra ny vata fanantazana, fa be ny faharatsiany. He izany vahoaka mireondreona ao amin' ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron' i Jehovah ao amin' ny lohasaha fitsarana. Ny masoandro sy ny volana ho tonga maizina, ary ny kintana tsy hamirapiratra, Jehovah mierona ao Ziona, ary mampikotroka ao Jerosalema, ka hihorohoro ny tany aman-danitra; Fa Jehovah no fialofan' ny olony sy fiarovana mafy ho an' ny Zanak' Isiraely. Ary dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay monina ao Ziona, tendrombohitro masina; Dia ho masina Jerosalema, ary ny hafa firenena tsy mba handeha hamaky eo intsony. Amin' izany andro izany dia hipoipoitra ranom-boaloboka ny tendrombohitra, handriaka ronono ny havoana, ho feno rano ny lohasahan-driak' i Joda rehetra, ary hisy loharano hivoaka avy ao an-tranon' i Jehovah ka handena ny lohasahan-driak' i Sitima. Egypta kosa ho tonga tany lao, ary Edoma ho efitra foana, noho ny fampahoriana ny taranak' i Joda, dia ny nandatsahany rà marina teo amin' ny taniny. Fa Joda honenana mandrakizay, ary Jerosalema hatramin' ny taranaka fara mandimby. Ary hamaly ny rà marina izay tsy mbola novaliako Aho; Fa Jehovah monina ao Ziona.

  Book of Micah Mika Mikea Livre de Michée
...............
Mik / Mi 6.5 O my people, remember now what Balak king of Moab consulted, and what Balaam the son of Beor answered him from Shittim unto Gilgal; that ye may know the righteousness of the Lord. Ry oloko, mba tsarovy ny saina nataon' i Balaka, mpanjakan' i Moaba, Sy izay navalin' i Balama, zanak' i Beora, azy, Ary izay natao hatrany Sitima ka hatrany Gilgala, Hahafantaranareo ny asa marina nataon' i Jehovah. Tsarovy ary, ry vahoakako, ny hevitra nomen' i Balaka, mpanjakan' i Moaba, sy ny navalin' i Balaama, zanak' i Beora, azy. Tsarovy ny hatrany Setima ka hatrany Galgala, hahafantaranao ny fahamarinan' ny Tompo. Mon peuple, souviens-toi donc : quel était le projet de Balaq, roi de Moab ? Que lui répondit Balaam, fils de Béor ? ... de Shittim à Gilgal, pour que tu connaisses les justes oeuvres de Yahvé. "