| 
 | 
|  | The Gospel according to Luke | Lioka | Lioka | L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 19.2 | And, behold, there was a man named Zacchaeus, which was the chief among the publicans, and he was rich. | Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Zakaiosy, izay lehiben' ny mpamory hetra sady nanan-karena. | Ary indro nisy lehilahy anankiray atao hoe Zake, lehiben' ny poblikàna sady mpanan-karena, | Et voici un homme appelé du nom de Zachée ; c'était un chef de publicains, et qui était riche. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 19.5 | And when Jesus> came to the place, he looked up, and saw him, and said unto him, Zacchaeus, make haste, and come down; for to day I must abide at thy house. | Ary rehefa tonga teo Jesosy, dia niandrandra ka nanao taminy hoe: Ry Zakaiosy, midina faingana; fa tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao Aho anio. | Nony mby teo Jeso dia niandrandra ka nahita azy, ary nanao taminy hoe: Ry Zake, midìna haingana, fa tsy maintsy hiantrano ao aminao aho anio. | Arrivé en cet endroit, Jésus> leva les yeux et lui dit : " Zachée, descends vite, car il me faut aujourd' hui demeurer chez toi. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 19.8 | And Zacchaeus stood, and said unto the Lord>: Behold, Lord>, the half of my goods I give to the poor; and if I have taken any thing from any man by false accusation, I restore him fourfold. | Fa Zakaiosy kosa nitsangana ka nanao tamin' ny Tompo hoe: Indro, Tompoko, ny antsasaky ny fananako omeko ho an' ny malahelo; ary raha misy zavatr' olona nalaiko tamin' ny fanambakana, dia honerako avy efatra heny izany. | Fa Zake kosa nijoro nanao tamin' ny Tompo hoe: Tompoko, indro ny antsasaky ny fananako omeko ny mahantra, ary raha misy zavatr' olona nalaiko tsy an-drariny dia honerako inefatra hoatra azy. | Mais Zachée, debout, dit au Seigneur : " Voici, Seigneur, je vais donner la moitié de mes biens aux pauvres, et si j' ai extorqué quelque chose à quelqu' un, je lui rends le quadruple. " |