Chapitres et versets citant Nahoma

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.7 Who came with Zerubbabel, Jeshua, Nehemiah, Azariah, Raamiah, Nahamani, Mordecai, Bilshan, Mispereth, Bigvai, Nehum, Baanah. The number, I say, of the men of the people of Israel was this; dia ny olona izay niaraka tamin' i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana: Ary ny isan' ny lehilahy tamin' ny Isiraely dia izao: dia ireo niara-niverina tamin' i Zorobabela, Josoe, Nehemia, Azariasa, Raamiasa, Nahamanì, Mardokea, Belsana, Mesfarata, Begoai, Nahoma, Baana. Izao no isan' ny lehilahy tamin' ny vahoakan' Israely: Ils arrivèrent avec Zorobabel, Josué, Néhémie, Azarya, Raamya, Nahamani, Mordokaï, Bilshân, Mispérèt, Bigvaï, Nehum, Baana. Nombre des hommes du peuple d' Israël

  Book of Nahum Nahoma Nahoma Livre de Nahum
Nah Na 1.1 The burden of Nineveh. The book of the vision of Nahum the Elkoshite. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Ninive, dia ny bokin' ny fahitan' i Nahoma Elkosita. Teny momba an' i Niniva. Bokin' ny fahitan' i Nahoma avy any Elkosy. Oracle sur Ninive. Livre de la vision de Nahum, d' Elqosh.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.25 Which was the son of Mattathias, which was the son of Amos, which was the son of Naum, which was the son of Esli, which was the son of Nagge, zanak' i Matitia, zanak' i Amosa, zanak' i Nahoma, zanak' i Esly, zanak' i Nagay, zanak' i Matatiasa, zanak' i Amosa, zanak' i Nahoma, zanak' i Heslý, zanak' i Nagè, fils de Mattathias, fils d' Amos, fils de Naoum, fils d' Esli, fils de Naggaï,