Chapitres et versets citant Troasy

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 16.8 And they passing by Mysia came down to Troas. Ary rehefa nandalo an' i Mysia izy, dia nidina nankany Troasy. ka nandalo faingana an' i Mizia, dia lasa nankany Troasy. Ils traversèrent donc la Mysie et descendirent à Troas.
...............
Asa 16.11 Therefore loosing from Troas, we came with a straight course to Samothracia, and the next day to Neapolis; Ary nony niondrana an-tsambo niala tany Troasy izahay, dia nizotra nankany Samotrakia; ary nony ampitso dia nankany Neapolia. Koa dia niondrana an-tsambo tany Troasy izahay, ka nizotra nankany Samotrasy, ary ny ampitso dia nankany Neapolisy. Embarqués à Troas, nous cinglâmes droit sur Samothrace, et le lendemain sur Néapolis,
...............
Asa 20.5 These going before tarried for us at Troas. Ireo dia efa nialoha ka niandry anay tany Troasy. Dia nialoha izy ireo, ka niandry anay tany Troasy. Ceux-ci prirent les devants et nous attendirent à Troas.
Asa 20.6 And we sailed away from Philippi after the days of unleavened bread, and came unto them to Troas in five days; where we abode seven days. Dia niondrana an-tsambo niala tany Filipy izahay, rehefa tapitra ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia nankany aminy tany Troasy izahay nony afaka hadimiana; ary tany no nitoeranay hafitoana. Fa izahay kosa niondrana an-tsambo, niala tao Filipy taorian' ny andron' ny Azima, ka hadimiana vao tonga tany amin' izy ireo tany Troasy; dia nitoetra tao hafitoana izahay. Nous-mêmes, nous quittâmes Philippes par mer après les jours des Azymes et, au bout de cinq jours, les rejoignîmes à Troas, où nous passâmes sept jours.

  2nd Letter to the Corinthians 2 Korintianina Korintiana II 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
2Kr / 2Kor 2.12 Furthermore, when I came to Troas to preach Christ' s gospel, and a door was opened unto me of the Lord, Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny filazantsaran' i Kristy aho, ka novohana varavarana ao amin' ny Tompo, Nony tonga tany Troasy hitory ny Evanjelin' ny Kristy aho, na dia novohana varavarana tao amin' ny Tompo aza, J' arrivai donc à Troas pour l'Évangile du Christ, et, bien qu' une porte me fût ouverte dans le Seigneur,

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.13 The cloke that I left at Troas with Carpus, when thou comest, bring with thee, and the books, but especially the parchments. Ilay kapôty navelako tany Troasy tao amin' i Karpo, dia ento, raha mankaty ianao, ary ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra. Ento kely ilay kapaoty navelako tany Troasy ao amin' i Karposa rahefa mankaty hianao, ary ny boky koa, fa indrindra ny taratasy hoditra. En venant, apporte le manteau que j' ai laissé à Troas chez Carpos, ainsi que les livres, surtout les parchemins.