Chapitres et versets citant Tykiko

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 20.4 And there accompanied him into Asia Sopater of Berea; and of the Thessalonians, Aristarchus and Secundus; and Gaius of Derbe, and Timotheus; and of Asia, Tychicus and Trophimus. Ary niaraka taminy hatrany Asia Sopatera, zanak' i Pyro, avy any Beria, ary Aristarko sy Sekondo avy any Tesalonika, ary Gaio avy any Derbe, ary Timoty, ary Tykiko sy Trofimo avy any Asia. Ary ireto no niaraka taminy hatrany Asia: Sopatera zanak' i Pirosa avy any Berea, Aristarka sy Sekondosa avy any Tesalonika, Gaiosa avy any Derbe, ary Timpote sy Tisika sy Tromfima avy any Asia. Il avait pour compagnons Sopatros, fils de Pyrrhus, de Bérée ; Aristarque et Secundus, de Thessalonique ; Gaïus, de Dobérès, et Timothée, ainsi que les Asiates Tychique et Trophime.

  Letter to the Ephesians Efesianina Efeziana Épître de Saint Paul aux Ephésiens
...............
Efe / Ef 6.21 But that ye also may know my affairs, and how I do, Tychicus, a beloved brother and faithful minister in the Lord, shall make known to you all things: Fa mba ho fantatrareo koa izay toetro, dia Tykiko, rahalahy malala sady mpanompo mahatoky ao amin' ny Tompo, no hampahalala anareo ny zavatra rehetra; Ary ny amin' ny hahalalanareo izay toetra sy ataoko aty, dia iny Tisiko, rahalahy malala, sady mpandraharaha mahatoky ao amin' ny Tompo, hampandre anareo ny zavatra rehetra; Je désire que vous sachiez, vous aussi, où j' en suis et ce que je deviens ; vous serez informés de tout par Tychique, ce frère bien-aimé qui m' est un fidèle assistant dans le Seigneur.

  Letter to the Colossians Kolosianina Kolosiana Épître de Saint Paul aux Colossiens
...............
Kol 4.7 All my state shall Tychicus declare unto you, who is a beloved brother, and a faithful minister and fellowservant in the Lord: Ny toetro rehetra dia holazain' i Tykiko aminareo, dia ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ary namako manompo ao amin' ny Tompo; Ny amin' ny zavatra rehetra momba ahy, dia Tisiko, rahalahy malala, sy mpandraharaha mahatoky, ary mpiara-manompo amiko ao amin' ny Tompo, hampahafantatra izany aminareo; Pour tout ce qui me concerne, Tychique vous informera, ce frère bien-aimé qui m' est un fidèle assistant et compagnon de service dans le Seigneur.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.12 And Tychicus have I sent to Ephesus. Tykiko dia nirahiko ho any Efesosy. Tisiko dia nirahiko ho any Efezy. J' ai envoyé Tychique à Éphèse.

  Letter to Titus Titosy Tito Épître de Saint Paul à Tite
...............
Tit / Tt 3.12 When I shall send Artemas unto thee, or Tychicus, be diligent to come unto me to Nicopolis: for I have determined there to winter. Rehefa maniraka an' i Artema ny Tykiko ho atý aminao aho, dia mazotoa hankany amiko any Nikopolia ianao, fa mikasa handany ny ririnina any aho. Rahefa maniraka an' i Aretmasy na Tisiko aty aminao aho, dia tongava faingana aty amiko aty Nikopolisy, fa mikasa handany ny ririnina any aho. Lorsque je t' aurai envoyé Artémas ou Tychique, hâte-toi de me rejoindre à Nicopolis. C' est là que j' ai décidé de passer l' hiver.