Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes : Ambato | ||||||||||||||||||||||
Proverbe | Mangazana ovy am-bato. [Samson 1965 #M59] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Ovy am-bato ñy olona: raha mieto fa tsy tapitra. [Houlder 1895]
Ovy am-bato : raha maito fa tsy tapitra. [Samson 1965 #O30] | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Toy ny ovy am-bato ny olona: maniry ihany fa tsy tomombana. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [Samson 1965 #P7] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |