Proverbes : anatodizana

Proverbe6903 Tantely manatody amim-pary : ny manatody mamy, ny anatodizana mamy. [Cousins 1871 #3030, Rinara 1974]
Tantely manatody amim-pary : tafahaona samy mamy. [Cousins 1871 #3031, Nicol 1935]
Tantely manatody amim-pary : tafahoan-tsamy mamy . [Rinara 1974]
Traduction française Une mouche à miel pondant sur la canne à sucre : le doux s’est ajouté au doux. [Nicol 1935 #71]

Index