Index

Proverbes : bila

Proverbe 1Bila fandeha mananatra ny mahitsy famindra : mahay milaza soa ho an' ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. [2.558 #900]

Proverbe 2Gaga ny vohitra fa ny bila no miavona. [2.558 #1222]

Proverbe 3Hazo bila ka zara raha hidim-pahitra. [2.558 #1294]

Proverbe 4Ho any an' ala ka no mivongika hazo bila. [2.558 #1354]

Proverbe 5Manoha-mihantsika, tsy manoha-mihantsika, toa hazo bila. [2.558 #2125]

Proverbe 6Tsy misy hazo natao tsy ho boboka, na mahitsy izy na bila. [2.558 #4710]

Index