Index

Proverbes : fahatanjahana

Proverbe Fanafodin' ny mahery : mibaboka; fanafodin' ny osa : mifona. [Rinara 1974 #1070]
Fanafodin' ny mahery, mivalo; fanafodin' ny osa, mifona. [Houlder 1895]
Fanafodin’ ny mahery, mivalo; fanafodin’ ny osa, mifona: tsy hambom-pon’ ny fahatanjahana, fa ny tena ihany no ho trany. [Cousins 1871]
Traduction française Le remède des forts (quand ils sont en faute), c' est de demander grâce; le remède des faibles, c' est de demander pardon. [Houlder 1895 #1106]

Index