Index

Proverbes : ho afany

Proverbe Hazakazaka ambany farafara ka samy manala izay ho afany. [Rajemisa 1985]
Hazakazaka ambany farafara: samy manala izay ho afany. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Toe-javatra manahirana tsy misy hifanam-Piana fa samy miezaka manao izay vitany avy. [Rajemisa 1985]
Tsy azo ihazakazahana any ambany farafara ka samy manao izay hahatongavany haingana, na handady na hikisaka: entimilaza ny fanaovana ny fiezahana sy fahaizana rehetra mety ho vita amin' ny toedraharaha sarotra iray. [Rajemisa 1985]

Proverbe Hazakazaka an-kodivirana ka samy manala izay ho afany. [Rinara 1974 #1291]
Hazakazaka an-kodivirana: samy manala izay ho afany. [Cousins 1871 #1039]

Proverbe Vikin--tsahona, ka samy manala izay ho afany. [Veyrières 1913 #1596]
Traduction française Saut que font les grenouilles dans l' eau, quand on approche d' elles : chacune saute suivant ses moyens. [Veyrières 1913 #1596]
Interprétation française Se disait des enfants et jeunes gens s'amusant à sauter et faisant des concours ; sens général : chacun suivant ses forces et ses moyens. [Veyrières 1913]

Index