Index

Proverbes : ianarana

Proverbe 1Mandihiza, rey hitsikitsika, mba hianaranay raha fararano. [2.558 #2073]
Mandihiza, ry hitsikitsika: hianaranay raha fararano. [2.415 #1523, 2.653 #1590]
Traduction françaiseDansez, crécerellès, nous vous imiterons à l' automne. [2.415 #1523]
Interprétation françaiseLes enfants disaient ces paroles lorsqu' ils apercevaient une crécerelle planant et trémoussant ses ailes sans changer de place. [2.415 #1523]

Proverbe 2Tsy nisy nahay hatrany an-kibondreniny fa ny mitan-tsotro aza ianarana. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza fa tsy misy mahay avy hatrany – na dia ny zavatra tsotra aza – fa tsy maintsy mianatra vao mahay. [1.1]

Index