Index

Proverbes : indraim-bava

Proverbe Aza manao toy ny jorery: ny feony mampita lohasaha, fa ny tenany tsy ampy indraim-bava. [Houlder 1895 #846, Nicol 1935]
Traduction française Ne pas imiter la cigale, dont la voix franchit les vallées, mais dont on ne ferait pas une bouchée. [Nicol 1935 #29]
Ne soyez pas comme la cigale: elle a un cri qui traverse la vallée, mais de son corps on ne ferait pas une bouchée. [Houlder 1895]

Proverbe Ilay nihaza jorery : tsy araka ny feony niampita lohasaha ny habeny. [Rinara 1974 #1415]
Ny feony niampita lohasaha fa ny tenany tsy ampy indraim-bava, hoy ilay nihaza jorery. [Rinara 1974]

Index