Index

Proverbes : kotrika

Proverbe 1Kotrika akohon' Imasolahy : telo mbamin' ny reniny. [2.558]
Kotrik’ akohony Masolahy: telo mbamy ny reniny. [2.653 #1285]
Kotrik' akohon' i Masolahy : telo mbamin' ny reniny. [2.415 #2080]
Traduction françaiseFaire couver la poule à la façon de Masolahy : ils sont trois en comptant la mère poule. [2.415]
Interprétation françaisePlaisanterie sur les simples. [2.415]

Index