Index

Proverbes : mahadinika

Proverbe Vilahin-doso, sady tsy mahatevy ala no tsy mahadinika kitaina. [Houlder 1895]
Vilahin-doso : sady tsy mahatevy ala, tsy mahavaky kitay. [Samson 1965 #V53]
Interprétation malgache Famakin-doso: sady tsy mahakapa ala no tsy mahavaky kitay. + Lehibe loatra ny (vilahy) famakin-doso. i.e.: loso no vidiny. Mavesatra ikapan-kazo sy amakiana. [Houlder 1895]

Index