Index

Proverbes : makarakara

Proverbe Ny azo amin' ny makarakara mivoaka amin' ny loadoaka. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Izay azo amin' ny tsy rariny matetika lany amin' ny tsinontsinona. [Rajemisa 1985]

Proverbe Novoriana tamin' ny makarakara, ka nitsika (nitete) tamin' ny loadoaka. [Rinara 1974 #182]

Index