Index

Proverbes : mamari-body

Proverbe Mamari-body ny fahaverezana, toy ny malahelo maka volan’ olona. [Cousins 1871 #1470]

Proverbe Ongo-keran' Isambiranto : ny tsy miongotra no mamarim-body. [Rinara 1974 #3465]
Ongo-kerany Samboranto: ny tsy miongotra no mamari-body. [Cousins 1871 #2582]

Index