Index

Proverbes : Masombika

Proverbe Masombika manambady hova: ñy traño, iraisana, fa ñy zaka, samby hafa. [Houlder 1895]
Masombika nanambady Hova : ny trano iraisana fa ny fizakana samy hafa. [Samson 1965 #M90]
Interprétation malgache Masombika (zazamanga) manambady Hova: ny trano no iraisana, fa ny fiteny samy hafa. [Houlder 1895]

Index