Index

Proverbes : miefitra

Proverbe Toy ny harefo, ka mahitsy ivelany fa miefitra anatiny. [Rinara 1974 #276]
Toy ny harefo : mahitsy eo ivelany, fa miefitra an-kibo. [Veyrières 1913 #4958]
Toy ny harefo: mahitsy ivelany, fa miefitra an-kibo. [Cousins 1871]
Toy ny harefo: mahitsy ivelany fa miefitra an-kibony. [Houlder 1895 #498]
Toy ny harefo: marotsaka ivelany, fa miefitra an-kibo. [Cousins 1871]
Traduction française Les fourbes sont comme le jonc harefo qui a l' air droit extérieurement, mais a des noeuds à l' intérieur. [Veyrières 1913]
Pareil au "harefo" (petit jonc): il est bien droit au dehors, mais tout cloisonné en dedans. [Houlder 1895]

Proverbe Zozoro anie aho, ka tsy mba mitomany handidy toa herana na hiefitra anaty toa harefo. [Rinara 1974 #5108]

Index