Index

Proverbes : mihata-maso

Proverbe 1Isika izao tahaka ny vako-drazana : izay mihata-maso velezina. [2.558 #1452]
Isika toy ny vako-drazana : izay mihata-maso aloha pehina. [2.653]
Isika toy ny vako-drazana : izay mihata-maso aloha velezina. [2.653]
Isika toy ny vako-drazana, ka izay mihata-maso aloha pehina. [2.415 #556]
Isika toy ny vako-drazana, ka izay mihata-maso aloha velezina. [2.415 #556]
Toy ny vako-drazana isika: ka izay mihata-maso aloha velezina, ary izay tsy ampy lanja fenoina. [2.165 #299]
Traduction françaiseNous sommes comme la chaîne d' argent des ancêtres, les anneaux qui s' écartent et se séparent sont frappés. [2.415 #556]
Nous sommes semblables aux chaînes d' argent des ancêtres; on frappe sur les anneaux qui s' ouvrent, et on ajoute à ceux qui n' ont pas le poids. [2.165]
Interprétation françaiseCes paroles étaient dites par les Tsiarondahy, serfs royaux qui pouvaient être punis, mais ne pouvaient être vendus comme les autres esclaves. [2.415 #556]

Index