Index

Proverbes : mihomehy

Proverbe 1Aza mihomehy babo. [2.415 #26]
Traduction françaiseNe vous moquez pas de celui qui est capturé. [2.415 #26]
Interprétation françaiseLa même chose peut vous arriver. [2.415 #26]

Proverbe 2Aza mihomehy ny lavo. [2.415 #2697]
Traduction françaiseNe vous moquez pas de ceux qui tombent. [2.415 #2697]
Interprétation françaiseVous pouvez tomber à votre tour. [2.415 #2697]

Proverbe 3Aza mihomehy resy. [2.415 #2698]
Traduction françaiseNe vous moquez pas de celui qui subit une défaite. [2.415 #2698]
Interprétation françaiseCar votre tour pourra venir. [2.415 #2698]

Proverbe 4Aza mihomehy zaza ratsy. [2.415 #2699]
Traduction françaiseNe vous moquez pas d' un enfant vilain. [2.415 #2699]
Interprétation françaiseCar cela peut vous arriver. [2.415 #2699]

Proverbe 5Banga mihomehy ka any ivoho vao mitokelaka. [2.558 #842]
Banga mihomehy : miamboho vao mitokelaka. [2.415 #6447, 2.653 #730, 1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ireo olona mba mahalala menatra ihany ka tsy sahy mampiseho ny toetra ratsy imasom-bahoaka. [1.1]
Traduction françaiseÉdenté qui rit : il se retourne pour éclater de rire. [2.415 #6447]
Interprétation françaiseIl serait confus de montrer sa bouche sans dents. [2.415 #6447]

Proverbe 6Kary mihomehy ny vorondolo : ny mandady indray no maneso ny manidina. [2.558 #1602]
Kary mihomehy vorondolo: ka ny mandady indray no mihomehy ny manidina. [2.165 #817]
Kary mihomehy vorondolo : ny mandady indray no mihomehy ny manidina. [2.653 #1234, 2.974 #153]
Traduction françaiseKary riant du hibou; il rampe et se moque de celui qui vole. [2.974 #153]
Quand un chat sauvage se moque d' un hibou, on a un quadrupède se moquant d' un oiseau. [2.165]
Interprétation françaiseCe devrait plutôt être le contraire, semble-t-il. [2.165]

Proverbe 7Manaram-po ohatra ny banga mihomehy alina. [2.558]
Manaram-po ohatra ny banga mihomehy maizina. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ireo olona ratsy toetra ka manararaotra izaitsizy ny toe-javatra sendra. [1.1]

Proverbe 8Matavy omby sa maranitra antsy no dia mihomehy olona! [2.558 #2168]
Matavy omby va hianao, sa maranitra antsy, no dia homehy olona ? [2.653 #1655]
Matavy omby va, sa maranitra antsy, no mihomehy olona? [2.165 #1433]
Traduction françaiseEst-ce que vous avez un bœuf gras, ou un couteau tranchant, pour vous moquer ainsi des gens? [2.165 #1433]

Proverbe 9Mihomehy amboa mahia ka ibohazan' ny volony. [2.558 #2326]

Proverbe 10Ny mihomehy lavo aza misy todiny. [2.415 #2738]
Traduction françaiseToute mauvaise action a son châtiment, même un sourire à la vue d' un homme qui fait une chute. [2.415 #2738]

Proverbe 11Taolana ny nify ka mihomehy. [1.1]
Interprétation malgacheEntina milaza fa mety hisy toe-javatra tsy maintsy itsikiana, na dia amin' ny voina na fahoriana mahazo aza. [1.1]

Index