Index

Proverbes : mirefotra

Proverbe Kapila voahitsaka: mirefotra ihany fa any ambany faladia. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza olona maivan-doha mihevi-tena ho zavatra: mipentsompentsona ihany, saingy tsy asian' ny olona vidiny. [Rajemisa 1985]

Index