Index

Proverbes : mirotidrotika

Proverbe Aza mirotidrotika, ohatra ny adin’ Ambohipiara. [Cousins 1871]
Aza mirotidrotika ohatra ny hadin' Ambohipiara. [Rinara 1974 #787]

Proverbe Mirotidrotika hoatry ny adin' Ambohitrandraina. [Veyrières 1913 #3357]
Mirotidrotika, ohatra ny adin’ Ambohitrandraina. [Cousins 1871]
Mirotidrotika tahaka ny adin' Ambohitrandraina. [Rinara 1974 #2392]
Traduction française Embrouillé comme les procès d' Ambohitrandraina. [Veyrières 1913 #3357]
Interprétation française C'était un village réputé pour la chicane. [Veyrières 1913 #3357]

Index