Index

Proverbes : mpamoly

Proverbe 1Hafahafa ohatra ny borizano : ampihiraina, tsy mahay, ka nony mitomany, miolakolaka ny saha, miaka-midina sahala amin' ny mason' ny mpamoly. [2.558]
Hafahafa, ohatra ny borizano: ampihirain-tsy mahay, ka nony mitomany, miolakolaka ny saha ; miaka-midina mimason’ ny mpamoly. [2.653]

Index