Index

Proverbes : mpanambady

Proverbe 1Mpitovo mananatra mpanambady : hendry, ka tsy manan-ko an-tena ! [2.415 #6515]
Mpitovo mananatra ny manana. [1.1]
Mpitovo mananatra ny manana, handry ka tsy manan-ko an-tena. [2.165]
Mpitovo mananatra ny manana : hendry, ka tsy manana ho an-tena. [2.653 #1991]
Mpitovo mananatra ny mpanambady, ka handry tsy manan-ko an-tena. [2.165]
Mpitovo mananatra ny mpanana : mahay ka tsy manan-ko an-tena. [2.558 #2628]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny tanora tia manorotoro hevitra, ka izy tsy mbola nitondra tokantrano indray no mba mananatranatra ny efa manambady. [1.1]
Traduction françaiseCélibataire qui admoneste un homme marié : il est sage, mais pas pour lui-même ! [2.415 #6515]
Un jeune homme non marié donnant des conseils à un homme marié: il a de la sagesse (pour les autres), mais n' a pas de femme lui-même. [2.165]
Un jeune homme (ou: un célibataire) qui donne des conseils à celui qui est marié: il s' y connaît sans être marié lui-même! [2.165]

Proverbe 2Satrin’ ny mandringa ho ao an-tanàna ny tsena; ary satrin’ ny mpanambady ho ao an-tanàna no manan-drafozana. [2.653]
Satrin' ny mandringa ho ao an-tanàna ny tsena, ary satrin' ny mpanambady ho ao an-tanàna no mandrafozana. [2.558 #3863, 2.415]
Traduction françaiseLe boiteux ne demande pas mieux que le marché soit dans le village ; le jeune marié ne demande pas mieux que de pouvoir visiter ses beaux-parents dans le village. [2.415 #5877]
Interprétation françaiseOn disait ce proverbe à ceux qui répètent sans cesse : combien j' aurais désiré... etc. [2.415 #5877]

Index