Index

Proverbes : mpandevona

Proverbe Mpanan-karena mahihitra ka mihary ho an' ny mpandevina. [Rinara 1974 #2572]
Mpanan-karena mahihitra: mihary ho any ny mpandevina. [Cousins 1871]
Mpanan-karena mahihitra: mihary ho an' ny mpandevina. [Houlder 1895 #1432]
Mpanan-karena mahihitra : mihary ho an' ny mpandevona. [Veyrières 1913 #2311]
Traduction française Riche qui est avare : il amasse pour des prodigues. [Veyrières 1913 #2311]
Un riche avare amasse pour ceux qui l' enseveliront. [Houlder 1895]
Interprétation française Parce que les ensevelissements nécessitent de grandes dépenses. [Houlder 1895]

Index