Index

Proverbes : sakanana

Proverbe 1Fatambary hariva ka tsy azon-tsampona intsony. [2.558 #1130]
Fatambary hariva, ka tsy azo sakanana intsony. [2.653 #940]
Tsy azon-tsampona sahala amin' ny fatambary hariva. [2.558 #4485]
Tsy azon-tsampona, toy ny fatambary hariva. [2.653 #3341]

Index