Index

Proverbes : savihina

Proverbe Malaza ho katsaka ka savihin' ny tsaramaso. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Miseho ho matanjaka na ambony, nefa resin' ny osa na kely noho izy. [Rajemisa 1985]

Proverbe Tondroko iray no maharary, ka ny tenako be no savihiny. [Rinara 1974 #4180]
Tondroko iray no marary, ka ny tenako be no savihiny. [Cousins 1871 #3126, Veyrières 1913]
Traduction française Un seul de mes doigts est malade et tout mon corps en est saisi. [Veyrières 1913 #2826]
Interprétation française Se disait de la solidarité. [Veyrières 1913 #2826]

Index