Index

Proverbes : tranobongo

Proverbe Hita fa tranobongo no itoerana ka manao lava fanoto! [Rinara 1974 #91]
Hita trano bongo no itoerana, ka manao lava fanoto. [Cousins 1871 #1077]

Proverbe Tranobongo be setroka, ny valo zoro be laza. [Rinara 1974 #4381]

Proverbe Tranobongo halan-tsetroka, olon' ory halan' ny mpanana. [Rinara 1974 #4382]

Index