Index

Proverbes : tsotra

Proverbe 1Aza dia miolika hoatry ny tsinain' ondry ; fa aoka mba ho tsotra hoatry ny tsinaim-balala. [2.415 #4974]
Aza dia miolika loatra ohatry ny tsinain' ondry, fa ataovy tsotra toy ny tsinaim-balala. [2.558 #442]
Aza dia miolika ohatra ny tsinain’ ondry ; fa aoka mba ho tsotra ohatra ny tsinaim-balala. [2.653]
Traduction françaiseNe soyez pas sinueux comme les boyaux du mouton mais simple comme les intestins de la sauterelle. [2.415 #4974]

Proverbe 2Ny saina toy ny farango, raha tsotra loatra tsy mahazo, raha melo-doatra mipaoka ny tokony tsy hopaohina. [2.558 #3234]
Ny saina toy ny havitra: koa raha tsotra loatra, tsy mitondra; ary raha melo-doatra, mipaoka izay tsy hopaohina. [2.165 #2176]
Traduction françaiseL' esprit (ou l' intelligence) est comme une broche: s' il est trop simple (litt. droit), il n' attrape rien; et s' il est trop recourbé, il emporte (Litt. rafle) ce qui ne devrait pas être emporté. [2.165]

Index