abidia




 
  Citations : abidia

NewsMada
2013/02/05
Ho fankalazana ny Andro iraisam-pirenena Unesco momba ny tenin-dreny, mikarakara velakevitra ny Akademia Malagasy. Anisan'ny lohahevitra ifantohan’izany ny hoe « ny fandrafetana ny abidia ho an’ny teny malagasy », hotanterahina ny 7 febroary izao, etsy amin’ny Akademia Malagasy etsy Tsimbazaza.