afenina




 
  Citations : afenina

1990Fox Leonard : Hainteny
numéro 283
ary isoronan'ny tsitohintohina
fandrao tohim-pitia samy irery ka raraka
ka aiza re io no hafenina?

Madagascar Tribune
Afenina any am-balahana ilay "Secret" ka vakiana isaky ny misy fotoana maha irery ny tena