vinanto




 
  Citations : vinanto

1990Fox Leonard : Hainteny
numéro 349
fa aza misosososo foana toa vinanto kely tsy mandrefosa
Do not be vainly bold, like a son-in-law who does not hear backbiting

Tongasolo Patrice : Fomban-dRazana Tsimihety
page 333
Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa.
Manan-danja sy haja lehibe koa ny vinanto na rangahy eo anatrehan'ny vahoaka Tsimihety.