| A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z |
| Noms | Adjectifs | Verbes passifs | Pronoms | Adverbes | Interjections | Autres mots |
| afaka | afahana, afahina, miafaka, iafahana, mahafaka, manafaka, ahafahana, fahafahana, anafahana, fanafahana, afakafaka |
| ajo | mahajo |
| ambara | anambarana, fambara, fanambara, fanambarana, manambara, mpanambara, voambara |
| andry | andrasana, miandry, fiandry, mpiandry, iandrasana, fiandrasana, mahandry |
| avy | miavy, fiavy, mpiavy, iaviana, fiaviana, aviavy |
| bakazina | mibakazina, ibakazinana |
| boraka | aboraka, amborahana, anaborahana, boraboraka, borahina, famborahana, famboraka, fanaborahana, fanaboraka, fiborahana, fiboraka, iborahana, mahaboraka, mamboraka, manaboraka, miboraka, mpamboraka, mpanaboraka, bonoraka, tafaboraka, voaboraka |
| difotra | adifotra, fandifotra, mandifotra |
| dika | adika, andikana, dikaina, dikadika, dinika, fandika, fandikana, mahadika, mandika, midika, mpandika, voadika |
| etry | etrena, aetry, manetry, fanetry, mpanetry, anetrena, fanetrena, mietry, fietry, mpietry, ietrena, fietrena, mahetry |
| fantatra | ahafantarana, amantarana, fahafantarana, famantarana, famantatra, fantarina, mahafantatra, mamantatra, mpamantatra |
| fefika | afefika, amefehana, famefehana, famefika, fefehina, fifefika, mahafefika, mamefika, mifefika, mpamefika, mpifefika, tafafefika, voafefika |
| foy | afoy, mamoy, famoy, mpamoy, amoizana, famoizana, mahafoy |
| fongotra | fongorana, afongotra, voafongotra, mamongotra, famongotra, mpamongotra, amongorana, famongorana, mahafongotra |
| hadino | hadinoina, voahadino, manadino, fanadino, mpanadino, anadinoana, fanadinoana, mahadino, hadinodino |
| hafatra | hafatrafatra, hafarana, ahafatra, voahafatra, manafatra, fanafarana, anafarana, mifanafatra, mampifanafatra, mampanafatra, mahahafatra |
| hay | mahay, haizina, fahay, mpahay, ahaizana, fahaizana |
| haino | hainoina, ahaino, voahaino, tafahaino, mihaino, fihaino, mpihaino, ihainoana, fihainoana, mahahaino, hainohaino |
| heno | henoina |
| hita | ahitana, fahita, fahitana, hitahita, mahita, mpahita, mifahita, mampifahita, mampahita, mifankahita, mampifankahita |
| hoy | mihoy |
| homehy (hehy) | mihomehy, fihomehy, mpihomehy, ihomehezana, fihomehezana, mahahomehy, homehimehy |
| hono | honohono, honoina, mihono |
| lany | lanina, mandany, fandany, mpandany, andaniana, fandaniana, mahalany, ahalaniana, lanilany |
| lasana (lasa) | ahalasanana, fahalasanana, mahalasana |
| potraka | apotraka, voapotraka, tafapotraka, mamotraka, famotraka, mpamotraka, manapotraka, fanapotraka, mpanapotraka, amotrahana, famotrahana, anapotrahana, fanapotrahana, mifamotraka, mipotraka, fipotraka, mpipotraka, ipotrahana, fipotrahana, mahapotraka, potrapotraka |
| raraka | rarahana, rarafana, voararaka, tafararaka, mandraraka, fandraraka, mpandraraka, andrarahana, fandrarahana, miraraka, firaraka, mpiraraka, irarahana, firarahana, mahararaka, raradraraka |
| rava | ravana, tafarava, mandrava, fandrava, mpandrava, andravana, fandravana, mirava, firava, mpirava, iravana, firavana, maharava, ravarava |
| reraka | sareraka, andrerahana, faharerahana, fandrerahana, fandreraka, firerahana, fireraka, harerahana, irerahana, mandreraka, mireraka, mpandreraka, mpireraka, reradreraka, rerahina, voareraka |
| resy | aharesena, andresena, faharesena, faharesy, fandresena, fandresy, haresena, maharesy, mandresy, mpaharesy, mpandresy, resena |
| rifatra | rifatina, arifatra, voarifatra, tafarifatra, mandrifatra, fandrifatra, mpandrifatra, andrifatana, fandrifatana, mirifatra, firifatra, mpirifatra, irifatana, firifatana, maharifatra, rifadrifatra |
| ritra | ritina, voaritra, mandritra, fandritra, mpandritra, andritana, fandritana, faharitana, maharitra, ridritra |
| roso | rosoana, aroso, voaroso, tafaroso, mandroso, fandroso, mpandroso, androsoana, fandrosoana, miroso, firoso, mpiroso, irosoana, firosoana, maharoso, rosoroso |
| satry | satrina, misatry, fisatry, mpisatry, isatriana, fisatriana, mahasatry, satrisatry |
| sitraka | sitrahina, asitraka, voasitraka, misitraka, fisitraka, mpisitraka, isitrahana, fisitrahana, mahasitraka, mankasitraka, ankasitrahana, fankasitrahana |
| solafaka | solafahina, asolafaka, tafasolafaka, voasolafaka, manasolafaka, fanasolafaka, mpanasolafaka, anasolafahana, fanasolafahana, misolafaka, fisolafaka, mpisolafaka, isolafahana, fisolafahana, mahasolafaka, solafadafaka |
| taboroaka (boroaka) | ataboroaka, taboroahana, mitaboroaka, itaboroahana, manataboroaka, anataboroahana |
| tadidy | fitadidiana, fitadidy, itadidiana, mahatadidy, mitadidy, mpitadidy, tadidina, voatadidy |
| tafa | tafaina, manafa, hatafàna |
| takatra | anakarana, atakatra, fanakarana, fanakatra, mahatakatra, manakatra, mifanakatra, mpanakatra, takarina, tinakatra, voatakatra |
| tapaka | tapahina, voatapaka, tinapaka, manapaka, fanapaka, mpanapaka, anapahana, fanapahana, mitapaka, fitapaka, mifanapaka, mahatapaka, tapatapaka |
| tapitra | anaperana, fanaperana, fanapitra, mahatapitra, manapitra, mpanapitra, taperina |
| tia | tiavina, tiana, mitia, fitia, mpitia, itiavana, fitiavana, mahatia, mifankatia, mpifankatia, ifankatiavana, fifankatiavana |
| toha | tohaina, voatoha, manoha, fanoha, mpanoha, anohana, fanohana, mahatoha |
| tohina | tohinina, atohina, voatohina, manohina, fanohina, mpanohina, anohinana, fanohinana, mahatohina |
| tojo | mifanojo |
| tomany (tany) | fitomaniana, fitomany, itomaniana, mahatomany, mitomany, mpitomany |
| tondraka | tondrahana, atondraka, voatondraka, tafatondraka, manondraka, fanondraka, mpanondraka, anondrahana, fanondrahana, mitondraka, fitondraka, mpitondraka, itondrahana, fitondrahana, mahatondraka, tondratondraka |
| tonga | ahatongavana, fahatongavana, mahatonga, tongavina |
| vatra | ahavarana, fahavarana, fahavatra, fifankavarana, ifankavarana, mahavatra, mankavatra, mifankavatra, mpahavatra, vabatra, varina |
| vita | ahavitàna, amitàna, fahavitàna, famitàna, famita, mahavita, mamita, mpamita, vinita, vitaina, vitavita |
| voa | mahavoa, mpahavoa, fahavoazàna, ahavoazàna, voavoa |
| voafady (fady) | mamoafady |
| voantailahy | fivoantailahy, mivoantailahy |
| voraka | amorahana, famorahana, famoraka, fivorahana, fivoraka, ivorahana, mahavoraka, mamoraka, mivoraka, mpamoraka, mpivoraka, voavoraka, voraboraka, vorahina |
| vory | amoriana, famoriana, famory, fivoriana, fivory, ivoriana, mahavory, mamory, mivory, mpamory, mpivory, tafavory, vinory, voavory, vorina, vorivory |
| zaka | ahazakàna, anjakàna, fahazakàna, fanjakàna, fanjaka, fizakàna, fizaka, izakàna, mahazaka, manjaka, mizaka, mpanjaka, mpizaka, voazaka, zakaina, zakazaka |
| zo | zoina, manjò, mpanjò, fizoina, zoina, fanjò, fizoìna, manjò, mpanjò, zoìna |
| A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z |
| Noms | Adjectifs | Verbes passifs | Pronoms | Adverbes | Interjections | Autres mots |
|
|