|
|
|
|

Entrée (1/2)1  K  ~  k    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3 Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy.
4 Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny:
5 mihinina hena =mihinan-kena.
6 Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka
7 ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka
8 ny man: man-kaikitra = manaikitra. [1.1]
Explications en français  9 Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache.
10 Dans KA final, k devient ordinairement h
11 et quelquefois f, dans la formation des participes et des
12 impératifs:
13 Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana;
14 Daroka, darofy, darofana.

15 Après le préfixe MAN, k initial
16 disparaît dans les formes verbales:
17 Kaikitra, manaikitra;
18 Kitikitika, manitikitika;
19 Ketoketoka, manetoketoka;
20 Ketsa, manetsa.
[1.3]
Analogues  21  abidy
Tableaux et planches  22  Les alphabets
Article  23 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée (2/2)24  K    
Partie du discours  25  nom (symbole)
Explications en malgache  26 Singa mivaingana, faha-19 amin'ny
27 fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  28 Potassium. [3.1]
Vocabulaire  29  Chimie
Tableaux et planches  30  Table périodique

Mis à jour le 2025/11/20