|
|
|
|

Entrée1  kômitỳ
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  [komitỳ] 3 Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray [1.1]
Explications en anglais  [komìty] 4 a committee [1.7]
Explications en français  [komitỳ] 5 comité [1.3]
[komìty] 6 comité [1.8]
Exemples  7  Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356#187]
8  ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16]
9  Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384]
Morphologie 
10  Simple :
Autres orthographes  11 kaomity
Analogues  12  vaomiera, 13  vaomiera
Tous les mots composés  14 komitim-pahasalaman'ny mpianatra

Anagrammes  15 kômitỳ, 16 mikito, 17 mitoky

Mis à jour le 2025/11/09