Entrée Merina
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana
¶ Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [Rajemisa 1985]
Définition française nom d'une population du centre de Madaga [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  Ambaniandro ~ Hova ~ Tankova
Tableaux et planches Mots du dialecte
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot Merina (2): Imerimandroso, Imerimanjaka

2018/01/07