|
|
|
|

Entrée (1/2)1  S  ~  s    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3 Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra
4 fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
5 Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts:
6 Zavatra soa = zavatsoa.
7 Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa,
8 ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao:
9 Man + soratra = manoratra. [1.1]
Explications en français  10 Dix-septième lettre et treizième consonne de
11 l'alphabet malgache. [1.3]
Analogues  12  abidy
Tableaux et planches  13  Les alphabets
Article  14 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée (2/2)15  S    
Partie du discours  16  nom (symbole)
Explications en malgache  17 Solifara.
18 Singa mivaingana, faha-16 amin'ny
19 fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  20 Sulfur. [3.1]
Explications en français  21 Soufre. [3.1]
Vocabulaire  22  Chimie
Tableaux et planches  23  Table périodique

Mis à jour le 2025/11/20