|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  SeFaFi
Partie du discours  2  nom (acronyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3 Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.
4 Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :
  • Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
  • Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
  • Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.
[4.27]
Vocabulaire  5  Organisations
Citations  6  Textes citant ce mot

Entrée (2/2) 7  SeFaFi
Sous-titre  8  Observatoire de la Vie Publique
Partie du discours  9  nom propre (journal)
Vocabulaire  10  Maisons d'édition, journaux
Auteur  11 0

Mis à jour le 2026/03/06