Entrée Tanala
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the dwellers in the forests. [Richardson 1885]
Définition française   populations forestières du sud-es [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Tableaux et planches   Mots du dialecte
Citations  

Mis à jour le 2018/01/07