Entrée Tsimihety
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [Rajemisa 1985]
Définition française nom d'une population du nord-est et oues [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Mots du dialecte

2018/01/07