|
|
|
|

Entrée (1/2)1  Z    z    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explications en français  4  Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogues  5  abidy
Tableaux et planches  6  Les alphabets
Article  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée (2/2)8  Z
Partie du discours  9  nom (symbole)
Explications en malgache  10  zatokilao [1.13]
Vocabulaire  11  Physique

Mis à jour le 2025/10/07