Entrée abanabana (banabana)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise used of the door opened. [Richardson 1885]
Morphologie 
abanabana
abanabako
abanabanao
abanabany
abanabantsika
abanabanay
abanabanareo
nabanabana
nabanabako
nabanabanao
nabanabany
nabanabantsika
nabanabanay
nabanabanareo
habanabana
habanabako
habanabanao
habanabany
habanabantsika
habanabanay
habanabanareo
abanabanao

2010/04/27