Entrée abanàka (banàka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao mivoha tsara: Abanaho ny vavahady hidiran' ny fiara [1.1]
Morphologie 
Présent : abanaka, abanako, abanakao, abanany, abanatsika, abanakay, abanakareo, abanak', abana-
Passé : nabanaka, nabanako, nabanakao, nabanany, nabanatsika, nabanakay, nabanakareo, nabanak', nabana-
Futur : habanaka, habanako, habanakao, habanany, habanatsika, habanakay, habanakareo, habanak', habana-
Impératif : abanaho

Mis à jour le 2023/01/20