|
|
|
|

Entrée1  adaboka
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  daboka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay
Explications en anglais  10  [1.2] used of that which is thrown down violently
Explications en français  11  [1.3] Qu'on jette en bas, qu'on rosse
Exemples  12  [2.436#] Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina.
13  [2.606#] adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka.

Anagrammes  14  adaboka, boadaka

Mis à jour le 2025/08/10