Entrée adiji
Partie du discours   nom
Définition malgache   ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: adjudant.

Mis à jour le 2014/05/29