|
|
|
|

Entrée (1/3)1  adika
Radical  2  dika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Alaina tahaka: Adikao ireo soratra hitanareo amin' ny solaitrabe ireo
Avadika amin' ny fiteny hafa: Nadikan-dRabe tamin' ilay vazaha ny tenin' i dada
Ampandalovina eo ambony: Aza fady fa adikako anao ity lovia ity
Lazaina, taterina: Ka angaha tsy loza fa nadikany tamin' ny mpampiasa ilay teninao teto omaly iny
Heverina: Nadikany ho tsy fitiavana azy ny fanakianana ny nataony [1.1]
Explications en anglais  5  used of that which is used to overstep something else, or translated from one language into another [1.2]
6  to be copied; to be translated [1.7]
Explications en français  7  qu'on copie ; qu'on traduit [1.3, 1.8]
8  qu'on fait passer par dessus [1.3]
9  qu'on interprète, qu'on transcrit [1.3]
Exemples  10  Telo na efatra ny teny hebreo nadika toy izany [1.38]
11  Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (2/3)16  adika
Partie du discours  17  verbe passif
Explications en malgache  18  manetsa [Taifasy] [1.78]

Entrée (3/3)19  adika
Partie du discours  20  verbe passif
Explications en malgache  21  manadino [Betsileo] [1.78]

Anagrammes  22 adika, 23 akady, 24 akida, 25 daikà, daika, 26 diaka

Mis à jour le 2025/10/09