| Entrée | 1 adongaingy |
| Radical | 2 dongaingy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao midongaingy, izany hoe mikainkona mihaona amin' ny...: Nadongaingin' ny fitondranci entana ny lohan' i Rainiraoty ka zary nilentikatao amin' ny lamosiny [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|