Entrée advantista
Partie du discours   nom
Définition malgache   Antokom-pivavahana kristianina niendaka tamin' ny fototra protestanta ka miompana amin' ireto zavatra roa loha ireto: 1) Fiverenana amin' ny fomba jiosy sasantsasany, toy ny fanajana ny andro fahafito (Asabotsy), ny fanomezana ny fahafolon' ny harena ho an' ny fiangonana, ny fifadiana kisoa, hazandrano tsy misy vombony na kirany. 2) Fiandrasana ny fiavian' ny Tompo izay heveriny fa mbola ho tonga indray [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: adventiste.

Mis à jour le 2012/10/04