Entrée ady an-trano (ady, trano)
Partie du discours expression
Définition malgache fifamelezan' ny samy iray firenena na iray fianakaviana [Rajemisa 1985]
 ady mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray ka mampifanandrina antokon'olona roa na maromaro [SLP 1986]
Définition anglaise [trano, a house.] Civil war; legal disputes between members of the same tribe or household. Pronounced ady an-drano. [Richardson 1885]
Définition française guerre civile [SLP 1986]
Exemples be ny ady an-trano taloha (les guerres civiles étaient fréquentes autrefois) [Abinal 1888]

2015/04/15